|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahabe
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahatonga ho betsaka: Mahabe moka ny kirihitra manodidina ny trano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to make large, to multiply, to make great; in speaking of the place where one grew up the past tense of this verb is used: Ny tany nahabe ahy, the place where I grew up; lit. which made me to be grown up.
5  [1.7] to make abundant; to bring a child up to maturity
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rendre grand; rendre nombreux; élever un enfant à maturité
Ohatra  7  Nofeperan' ny tany tsy hamangy azy matetika izahay fa mahabe alahelo azy hono: [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mahabe io

Teny iditra (2/2)17  Mahabe
Singan-teny  18  maha~, be
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  20  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  21  Mahabe, mahabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05