|
|
|
|

Teny iditra1  mahaboka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] qui donne la lèpre
Ohatra  4  [1.437#] Fady ny homam-boakena fa mahaboka, hono.
5  [2.314#] karazan-javamaniry misy tsilotsilo ny raviny ka nanan-daza ratsy ho mahaboka.
Fototeny  6  boka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  hamaboka, mahabako, mahaboka, mahakoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21