Teny iditra | 1 mahadikidiky |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to vex, to annoy, to worry 5 [1.7] to cause distaste, to disgust |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] vexer, dégoûter |
Ohatra |
7 [2.298#] Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? |
Voambolana |
8 Ontam-po |
Fototeny | 9 dikidiky |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |