Teny iditra | 1 mahadikidiky |
Fototeny | 2 dikidiky |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to vex, to annoy, to worry 6 [1.7] to cause distaste, to disgust |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] vexer, dégoûter |
Ohatra |
8 Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298#] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |