Teny iditra (1/3) | 1 mahafaly |
Fototeny | 2 faly |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to make happy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] réjouir |
Ohatra |
7 mahafaly ny fonareo. [2.314] 8 Samy mirana raha nisy teny mahafaly. [2.649] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mahafaly io |
Teny iditra (2/3) | 13 mahafaly |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (du préfixe maha : qui peut, et faly, ici mis pour fady : interdit, tabou, donc « qui peut frapper d'interdit, rendre tabou »). Secamone uniflora Decne (Apocynaceae). Liane assez commune autour de la baie de St Augustin, sur les dunes. Les Mahafaly en font un symbole de leur ethnie. [Mahafaly]
|
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 18 Mahafaly |
Sokajin-teny | 19 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Anaram-poko kely monina amin' ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin' ny faritra atsimo andrefan' ny Nosy, fantatra indrindra amin' ireo fasany voaravaky ny aloalo, tanàn-dehibe: Betioky, Ampanihy |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.5] nom d'une population du sud de Madagascar (ville principale: Ampanihy) |
Ohatra |
22 Nanafika an' i Fiherenana ny mahafaly. [2.508] |
Voambolana |
23 Tantara: firenena |
Tsanganana sy sary iray takila |
24 Tenim-pirenenana |
Fivaditsoratra | 25 hafaliam, hifamala, Mahafaly, mahafaly, mahalafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |