|
|
|
|

Teny iditra1  mahafoy trosa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan'ny voaloa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#716] remettre une créance
Singan-teny  5  mahafoy, trosa
Tovy hevitra  6  mamela trosa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10