Teny iditra | 1 mamela trosa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#716] remettre une créance |
Singan-teny | 5 mamela, trosa |
Tovy hevitra | 6 mahafoy trosa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |