Teny iditra mahahitsy (hitsy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qui rend ou peut rendre droit [Abinal 1888]
Ohatra fa iza moa no mahahitsy izay nataony ho meloka? [Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/08