Teny iditra mahakingakinga (kingakinga (kinga))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Dia namoron-dainga izy roa vavy ka nanao hoe "Andevokely novidinay tany an-tsena io, saingy zana-Betsimisaraka, ka izany no toa mahakingakinga azy. [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahakingakinga
Ny lasa : nahakingakinga
Ny hoavy : hahakingakinga

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20