|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahalala
Fototeny  2 lala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (zavatra) Mahay: Tsy mahalala ny fombanareo aty aho
5 (olona) Manana fahafantarana momba ny olona iray, mahafantatra: Tsy mahalala an' io lehilahy io velively aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to know, to be acquainted with, to comprehend, to recognize [1.2]
7 to know, to recognize [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 connaître, reconnaître [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 16 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  mahalala
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Anarana ilazana vody mangahazo tanora, izay mangidy ary mankaleo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 [Merina] Nom donné aux jeunes tubercules du manioc amer au stade de développement où ils sont le plus riches en composés cyanogènes et peuvent causer des intoxications très dangereuses. [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry: anana
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20