Teny iditra mahalala ny rariny sy ny hitsiny (lala, rary, hitsina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mitana ny fahamarinana mandrakariva ary mampihatra izany amin' ny tsy fanambakana ny sasany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31