Teny iditra rariny (rary)
Sokajin-teny anarana rary sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo
(Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva) [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra rariny (rary)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana rarina sy mpisolo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16