|
|
|
|

Teny iditra1  mahalana
Fototeny  2  halana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#554] Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany
Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany
5  [1.13] tsy mateti-piseho
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] far apart, not close.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#208] clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps
8  [1.13] rare
Ohatra  9  Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza. [2.529#]
Tohi-kevitra  10  matetika
Mpanahaka  11  makaka, bakaka, bakatraka, manify, manify fafy, malalaka be elanelana, mielanelana, tsy matetika, tsy mifanety, tsy fahita matetika, tsy fahita firy, mitsitapitapy, indraindray tadiavina, tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mahalana io

Fivaditsoratra  14  analaham, hamalana, hanalama, mahalana, mañahala, manalaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14