|
|
|
|

Teny iditra1  mahalia lalana
Singan-teny  2  mahalia, lalana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#L.307] mahadia lalana, afaka mandeha an-tongotra
Ohatra  5  Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy mahalia lalana [2.606#180]
6  Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia mahalia lalana na mbola kely aza [1.10#L.307]
7  Ny mahalia-lalana dia horoahiko, fa ny tsy mahalia-lalana kosa no an-dRaivato [2.69#32]
8  Rehefa nahalia lalana aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko [2.472#7]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11