|
|
|
|

Teny iditra1  mahaloaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Ohatra  4  [2.895#] Angamba efa intelo na inefatra kosa no nitsatoka teny amin'ny valahan'i Kadadra ny lefon'i Dolfa, saingy maivankitsaka ka tsy mahaloaka
Fototeny  5  loaka
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mahaloaka io

Fivaditsoratra  7  halamakao, mahalaoka, mahaloaka, mahaolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21