Teny iditra |
mahamay
(maha-, may)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Ny masoandro: Tsy mbola nisy zavatra toy izany tety ambonin' ny tany, ambanin' irỳ mahamay [Rajemisa 1985]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
mahamay
(may (hay))
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Mafaha dia mafana ka mandoro
[Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | burning hot [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | brûlant, chaud; ardent [Hallanger 1974]
|
| (toute l'île). Adjectif : brûlant, à saveur brûlante, comme le piment. Quand on se brûle intérieurement en avalant une boisson ou un aliment trop chaud, il faut dire : may vololom-po. po a, dans ce cas, le sens d'estomac, et vololom-po : d'oesophage.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Ohatra | Tonga teo amin'ny resaka mahamay. [Rahajarizafy: Kabary, takila 88]
|
|
Teny iditra |
mahamay
(may (hay))
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fandikana anglisy | extremely urgent; to make a person eager and impatient [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | très urgent [Hallanger 1974]
|
|
Teny iditra |
mahamay
(may (hay))
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fandikana frantsay | embarrassant, périlleux [Hallanger 1974]
|
|