|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mahamay
Fototeny  2  may
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny masoandro: Tsy mbola nisy zavatra toy izany tety ambonin' ny tany, ambanin' irỳ mahamay
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mahamay io

Teny iditra (2/4)7  mahamay
Fototeny  8  may
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Mafaha dia mafana ka mandoro
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.7] burning hot
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.8] brûlant, chaud; ardent
13  [1.196] (toute l'île). Adjectif : brûlant, à saveur brûlante, comme le piment. Quand on se brûle intérieurement en avalant une boisson ou un aliment trop chaud, il faut dire : may vololom-po. po a, dans ce cas, le sens d'estomac, et vololom-po : d'oesophage.
Ohatra  14  Tonga teo amin'ny resaka mahamay. [2.298]
Mpanahaka  15  mafana
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)17  mahamay
Fototeny  18  may
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  20  [1.7] extremely urgent; to make a person eager and impatient
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.8] très urgent

Teny iditra (4/4)22  mahamay
Fototeny  23  may
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.8] embarrassant, périlleux

Fivaditsoratra  26  amaiham, amiaham, mahamay, mamiaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02