Teny iditra mahamena (mena)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Koa any ny andro iray hanaovan'ny roambinifolo manjaka azy sy Andrianampoinimerina-tsy-mitovy-amin'andriana sy Radama-manjaka tsy mahazehy tavan'olona, tsy mahamena handrin'olona: [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahamena
Ny lasa : nahamena
Ny hoavy : hahamena
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20