Teny iditra mahandro (handro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manamasaka zavatra miaraka amin' ny rano amin' ny afo: Mahandro mangahazo. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cook [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire cuire, cuisiner [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahandro
nahandro
hahandro
mahandroa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/03/07