Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mahandro | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza mahandro hena tsy misy anarana. [2.165 #1152]
Aza mahandro hena tsy misy anarany. [2.558 #462] Tsy mety raha mahandro hena tsy misy anarana. [2.653 #3421] Tsy mety raha mahandro hena tsy misy anarany. [2.558 #4598] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas cuire de la viande qu' on n' a pas nommée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | De peur que ce ne soit de la viande d' un animal qui ne se mange pas. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Be fividy, fa tsy mahay mahandro. [2.415 #2074] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nombreuses sont les choses achetées au marché, mais c' est la connaissance de la cuisine qui lui manque. [2.415 #2074] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui ne savent pas tirer parti de ce qu' ils ont. [2.415 #2074] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Izay manana-tsira, mahay mahandro, izay manana-tsira ka mahay mahandro. [2.165 #1600, 2.974 #284] manana-tsira ka mahay mahandro, manana-tsira ka mahay mahandro, manana-tsira ka mahay mahandro, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Etre bon cuisinier parce qu’on a du sel. [2.974 #284]
Qu' a du sel fait bonne cuisine, qui possède l' amour de son époux sait parler. [2.415 #1293] Quand on a du sel, on peut faire la cuisine. [2.165 #1600] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On réussit quand on a ce qu' il faut. [2.415 #1293] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Mahandro atany tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Mahandro vary tsaitsainy : ao am-bava mifantina akotry. [2.558 #1853]
Mahandro vary tsaitsainy : ao am-bava vao mifantina akotry. [2.415 #4514, 2.653 #1406] Toto vary maizina, ka ao am-bava no mifantina akotry. [2.558 #287] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire cuire du riz à demi-décortiqué : c' est dans la bouche qu' on est obligé de séparer les grains en cosse, des autres. [2.415 #4514] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' un travail fait vite et mal. [2.415 #4514] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mahazo patsa indray mahandro, ka manao tsy ho Raha mahazo patsa indray mahandro, aza manao tsy ho Raha mahazo patsa indray mahandro, aza manao tsy ho Raha mahazo patsa indray mahandro hianao, aza manao tsy ho Tsy mety raha mahazo patsa indray mahandro, ka manao tsy ho Tsy mety raha mahazo patsa indray mahandro ka manao tsy ho | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny fiainana dia fiezahana isan' andro tsy tapaka, ka raha mahita ny hohanina anio, tsy tokony hianina amin' izay. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lorsque vous recevez des chevrettes pour un repas, n' allez pas croire que vous avez des mets pour toujours. [2.415 #4566]
Si vous avez assez de chevrettes pour un repas, ne croyez pas que par le fait vous ne manquerez plus jamais de viande. [2.165 #841] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des choses de peu de durée ; il servait aussi à se moquer de ceux qui se vantaient trop d'un petit profit. [2.415 #4566] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Manakodi-by, mahandro fanjaitra : voky ihany fa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Peler du fer (pour le manger), cuire des aiguilles: on est rassasié, mais on a des douleurs d' estomac. [2.165]
Quand on écorche du fer, et qu' on fait cuire des aiguilles, on est rassasié, mais on éprouve des douleurs aiguës. [2.415 #5450] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dit en parlant d' aliments très indigestes. [2.165]
Traiter avec des gens ingrats et sans coeur. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | manana-tsira mahay mahandro, botra anaka mahay mitaiza. [1.147 #M25] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Mitono manao mantamanta; mahandro manao lozodozotra; ka ny atao ihany no mankarary am-bavafo. [2.165]
Mitono manao mantamanta, mahandro manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary. [2.558 #2480] Mitono, manao mantamanta; mahandro, manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary am-bava-fo. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si en grillant dans le feu, ou en cuisant dans la marmite, on ne fait cuire qu' à demi, on aura mal à l' estomac par son fait. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Mpitsitsy vary tsy manam-panoto, mba isan' ny be fahandro ihany. [2.558 #2630]
Mpitsitsy vary tsy manam-panoto mba naman' ny mahandro be ihany. [2.415 #2395, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est économe de riz mais n' a pas de pilon, ressemble à ceux qui en font cuire beaucoup. [2.415 #2395] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est que c'est une mauvaise économie. [2.415 #2395] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Ny fofony ihany no anjarany : ohatra ny Ny fofony no anjarany, hoatry ny vavy antitra mahandro hoditra. [2.415 #1888] Ny fofony no anjarany, ohatra ny vavy antitra mahandro hoditra. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' avoir pour part que l' odeur, comme la vieille qui fait cuire de la peau. [2.415 #1888] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La vieille édentée ne peut pas manger la peau ; ce proverbe se disait des gens lésés dans un partage ou une distribution. [2.415 #1888] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Ny manao ratsy no vaky vilany, ka ny manao soa no mahandro aman-tavy. [2.415 #5963, 2.653 #2319]
Ny mpanao ratsy no vaky vilany, ka ny mpanao soa no mahandro aman-tavy. [2.558 #3156] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont les méchants qui ont leur marmite brisée, et les bons qui font la cuisine dans les têts de pots. [2.415 #5963] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Proverbe expressif de la méchanceté et de la bonté. [2.415 #5963] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Raha izy no mahandro patsa, tsy Raha izy no mahandro patsa, tsy Raha izy no mahandro patsa, tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand c'est lui qui fait cuire des chevrettes il n'y a rien à dire, mais quand c' est nous qui faisons griller des poissons toho c' est bien différent et il dit que nous gaspillons les met. [2.415 #4565] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est un égoiste, qui trouve bien ce qu' il fait, et mal ce que font les autres. [2.415 #4565] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Trompé par la blancheur du riz après le premier pilage, il le fait cuire après le second. [2.415 #6155] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On avait coutume de piler le riz trois fois pour qu'il fût bien blanc. Ce proverbe se disait des gens qui trompés par un premier succès, ne se tiennent plus sur leurs gardes et agissent inconsidérément. [2.415 #6155] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |