|
|
|
|

Teny iditra1  maharatsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#516] Qui rend mauvais, qui porte préjudice, qui peut dénigrer
Ohatra  4  [2.285#] Inona no maharatsy azy araka ny hevitrao?
5  [2.4#] Tsy hitako izay maharatsy amiko fotsiny izao ny mangalatra.
Fototeny  6  ratsy
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny maharatsy io
Teny nalaina  8  Soratra misy io teny maharatsy io

Fivaditsoratra  9  hatsaraim, itsaharam, maharatsy, mahasatry, mihatsara, mitsahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21