Teny iditra maharatsy (ratsy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui rend mauvais, qui porte préjudice, qui peut dénigrer [1.3]
Ohatra 
1Inona no maharatsy azy araka ny hevitrao? [2.285]
2Tsy hitako izay maharatsy amiko fotsiny izao ny mangalatra. [2.4]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14