Teny iditra | maharenina (renina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Mahatonga harenina ¶ Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | deafening [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant ¶ ennuyeux, importun ¶ Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [Abinal 1888] | |
assourdissant [Hallanger 1974] | ||
silence! [Rajaonarimanana 1995] | ||
Ohatra | Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 134] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |