Teny iditra | 1 maharenina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 renina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahatonga harenina Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] deafening |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant ennuyeux, importun Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) 7 [1.8] assourdissant 8 [1.5] silence! |
Ohatra |
9 [2.5] Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina.
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |