Teny iditra | maharikoriko (rikoriko) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Nauseating [1.7] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |