|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maharitra
Fototeny  2  ritra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer

Teny iditra (2/2)5  maharitra
Fototeny  6  aritra
Sokajin-teny  7  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara
Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay
Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise?
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2, 1.7] to endure, to persevere
10  [1.2] to be capable of enduring
11  [1.7] to bear, to carry on; to last
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3, 1.8] endurer, durer
13  [1.3] persévérer, être constant, rester
14  [1.8] supporter
15  [1.13] permanent, durable
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  20  mandavantaona
Mpanahaka  21  miaritra, mihafy, mahatanty, mahari-po, mahari-pery, mandefitra, miangidy, manaraka ny onjany, tsy fola-mandefitra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  31  hamaritra, hamiratra, hiramatra, hiraratam, maharitra, mahiratra, miharatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21