Teny iditra | 1 mahary |
Fototeny | 2 ary |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to create; to beget [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qui crée, qui fait exister, Créateur. Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany (C'est Dieu qui a créé le ciel et la terre) ~ Isika no ary, Andriamanitra no nahary (Nous existons parce que Dieu nous a créés) ~ Andriamanitra nahary togontra aman-tanana antsika (C'est Dieu qui nous a créés) [1.3#61] 6 créer; engendrer [1.8] |
Ohatra |
7 fiainana mikorontam-belona ary mahary asa fa mifamono. [2.285] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mahary io |
Fivaditsoratra | 14 hamary, haramy, mahary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |