|
|
|
|

Teny iditra1  mahasaky
Fototeny  2  saky
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taimoro, Bara] sahy
5  [1.1] [Betsileo] Manana herim-po hanao zavatra: Tsy mahasaky ny hivoaka amin' io alina maizim-pito aho
Ohatra  6  Zaho tsy mahasaky. [1.406#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10  mahasahy

Fivaditsoratra  11  hamisaka, hasimaka, hisamaka, kasahiam, mahakasy, mahasaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02