Teny iditra | 1 mahatafintohina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 tafintohina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#556] Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon' ny mpampianatra Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho ratsy koa izy |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mahatafintohina io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |