|
|
|
|

Teny iditra1  mahatakona
Fototeny  2  takona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Ohatra  5  Iza no mahatakona ny fisainanao amin' ny tsi-fahalalana? [2.996#]

Fivaditsoratra  6  mahakatona, mahakotana, mahatakona, mahatokana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03