Teny iditra mahatamana (tamana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To be pleasing, to make one want to stay on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rendre content et donner envie de rester [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatamana
Ny lasa : nahatamana
Ny hoavy : hahatamana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20