Teny iditra | tamana | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Famaritana malagasy | Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra ¶ Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva ¶ Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | happily settled, liking a place or situation [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | apprivoisé [Hallanger 1974, Boiteau 1997] | ||||
qui se trouve bien là où il est; qui se plaît dans un endroit; accoutumé [Hallanger 1974] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tamana io | ||||
Teny iditra | tamana | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Famaritana malagasy | [Taisaka] lehibe (omby) [Rakotosaona 1975] | ||||
Teny iditra | tamana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Bara] zanak'omby vavy [Rakotosaona 1975] | ||||
[Tanosy] ombivavy [Rakotosaona 1975] | |||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||||
Teny iditra | tamana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fandikana frantsay | [Sakalava, Tankarana] . D'après Grandidier, espèce de bambou de la côte Nord-Ouest. Encore appelé volosy. [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |