Teny iditra | mahatanjaka (tanjaka) | |
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ho matanjaka: Mahatanjaka ny sakafo be vitaminina [1.1] | |
Teny iditra | mahatanjaka (tanjaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Le riz (litt. ce qui rend fort) [1.19] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |