Teny iditra | mahate-ho tia | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Attractive, lovable [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Attractif, séduisant [1.8] | |
Ohatra | Mamy dia mamy ny vavany, ary mahatehotia avokoa ny tenany.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12 |