|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mahatsara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Ohatra  4  [1.357#] ary izany no mahatsara ny zanaka aterany.
5  [2.245#] Fa izany hono no mahatsara ny fiainana eto.
Fototeny  6  tsara
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  mahatsara
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Bara] mahateny
Fototeny  13  tsara

Teny iditra (3/3)14  Mahatsara
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  16  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  17  maha~, tsara

Fivaditsoratra  18  mahatsara, Mahatsara, tsaramaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/22