Teny iditra (1/2) | 1 mahatsiaro |
Fototeny | 2 tsiaro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany 5 [1.13] mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] se souvenir, se rappeler |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mahatsiaro io |
Teny iditra (2/2) | 16 mahatsiaro |
Fototeny | 17 tsiaro |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao 20 [1.13] mifoha amin'ny torimaso |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.13] s'éveiller |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 27 amaritsoha, mahasoitra, mahatsiaro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |