Teny iditra | mahatsikaiky (tsikaiky) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na maha-te haneso amin' ny bika aman' endriny na amin' ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ramatoa iny amin' izato akanjony ambony lohalika [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | ridiculous [Hallanger 1969] | |
Fandikana frantsay | risible, plaisant, qui fait rire, amusant, comique [Abinal 1888] | |
ridicule [Sims 1969] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |