|
|
|
|

Teny iditra1  mahavadika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui peut retourner, mettre à l'envers, transporter à un autre tombeau, qui ose trahir, passer à l'ennemi
Ohatra  5  [2.996] fa tsy misy mahavadika ny soratra izay efa voasoratra tamin'ny anaran'ny mpanjaka sy efa voatomboka tamin'ny peratra fanombohan'ny mpanjaka.
Fototeny  6  vadika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11