|
|
|
|

Teny iditra1  mahavaha
Fototeny  2  vaha
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qui peut délier, détacher, effiler
Ohatra  6  Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy? [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11