|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahavelona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] ilain'ny aina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] nutritif
5  [1.196] qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. Voir vahombe
Ohatra  6  [2.117#108] Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona.
7  [1.262#] Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa!
8  [2.606#118] Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany.
Fototeny  9  velona
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  Mahavelona
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  14  [2.508#257] Tao mahavelona ihany no renivohiny.
Voambolana  15  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  16  maha~, velona

Fivaditsoratra  17  ahaveloman, Mahalevona, Mahavelona, mahavelona, nahaleovam, nahaveloma

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/21