|
|
|
|

Teny iditra1  mahavita
Fototeny  2  vita
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] afaka manaro zavatra na ara-tsaina na ara-batana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to complete, to finish; to be sufficient
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] faire, fabriquer, pouvoir finir, pouvoir achever, mener à bonne fin, suffire pour
7  [1.8] pouvoir finir; mener à bonne fin
8  [1.13] capable
Ohatra  9  Ny manamboninahitra tsy mahavita marika. [2.59#162]
10  Zavatra telo misy rano mafana no mahavita azy. [2.366#185]
11  mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mahavita io

Fivaditsoratra  17  ahavitam, mahatavy, mahavita, vahimata

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21