Teny iditra mahay manavia manavanana
Singan-teny mahay ; manavia ; manavanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sady mahay miasa amin' ny tanan-kavia no mahay miasa amin' ny tanan-kavanana; kinga amin' ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18