|
|
|
|

Teny iditra1  mahay olona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana olona mora mihavana sy mifankahazo amin' ny hafa; mahay mifandray amin' olona, tsy miavonavona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] good at dealing with people
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qui sait traiter avec les gens, qui sait s'y prendre, populaire
6  [1.8] qui sait s'y prendre avec les gens
Singan-teny  7  mahay, olona

Fivaditsoratra  8  himaloanao, holamainao, ilamohanao, mahay olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21