|
|
|
|

Teny iditra1  mahay vava
Singan-teny  2  mahay, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] olona miteniteny ny sasany foana, mifosafosa sy manaratsiratsy foana; manao teny tafahoatra sy tsy mifidy teny havoaka eo am-pifamaliana amin' olona
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] bavard, indiscret, mauvaise langue

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07