Teny iditra | mahazendana (zendana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Mahagaga, mahatalanjona, mampitampim-bava [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | astonishing. [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | étonnant. [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |