Teny iditra zendana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy astonished [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ébahi; étonné [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Ka taitra ny trondro, zendana ny voay. [Andraina: Sahabe]

2012/02/01