|
|
|
|

Teny iditra1  mahery setra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mampiseho hasiahana, hetraketraka sy hery; mitrevatreva sy henjankenjana amin' izay atao rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  unkind, overbearing, brutal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  brutal, arrogant [1.8]
Singan-teny  6  mahery, setra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01