Teny iditra (1/2) | 1 setra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanoherana, fitsenana, fanohanana: Mahery setra ity zaza ity. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 pride, haughtiness [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 opposition, résistance, action d'affronter le vent, le courant, de braver un destin, de mépriser la loi, de lutter contre un plus fort [1.3] 6 orgueil, hauteur [1.8] 7 action de braver un destin [1.196] |
Ohatra |
8 Nihahenjana sy nihanahery setra ny mpampiasa. [2.472] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 setrasetra |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 21 setra |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 zavamaniry atao an-dalam-pahavalo hisakana azy [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 Arbre dont le bois sert à faire des talismans. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Voambolana |
25 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 26 Astre, ratse, setra, stera |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |