Teny iditra | 1 mahery setra |
Singan-teny | 2 mahery, setra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mampiseho hasiahana, hetraketraka sy hery; mitrevatreva sy henjankenjana amin' izay atao rehetra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] unkind, overbearing, brutal |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] brutal, arrogant |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |