Teny iditra | mahina | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra:
Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | full of anxious thoughts. [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | mahiña | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Bara] mosary [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |